Entry | 1 fiofoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo |
Explanations in French |
4 [1.13] décoloration |
Root | 5 ofo |
Anagrams | 6 fiofoana, ifofoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |