Entry (1/2) | 1 ofo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiovan' ny hoditra na fihintsanan' ny volon' ny vorona; fahalasanan' ny rano ny lokon-damba na fiovan' ny loko nony voan' ny hainandro [1.1] |
Explanations in English |
4 scaling off. see ofaka, ofy. [1.2] |
Explanations in French |
5 mue, changement de peau, de couleur [1.3] 6 dégradation de teinte [1.13] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 13 ofy |
Entry (2/2) | 14 ofo |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Teny enti-milaza ny fahefana na hasin' ny fanafody na ny sampy [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |