|
|
|
|

Entry1  filoha
Root  2  loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale)
Explanations in English  5  [1.7] the head, the director
Explanations in French  6  [1.8] chef, directeur
Examples  7  [2.445#] Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha.
8  [2.508#] Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha.
9  [1.320#] Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra.
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word filoha

Anagrams  14  filaho, filoha, fĂ´haly, folahi, folahy, hafilo, halofi, hofali, holafi, lafiho

Updated on 2025/01/21