|
|
|
|

Entry1  fikatrohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato
Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy
Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana
Root  4  katroka

Anagrams  5  fikatrohana, hakotrifana

Updated on 2025/01/21