Entry (1/3) | 1 katroka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [1.1] |
Explanations in English |
4 the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7] |
Explanations in French |
5 le même, exactement [1.8] |
Examples |
6 Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao. [2.643#] 7 Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114#] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 9 katroka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 dona, fidonana, ady 12 Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [Bezanozano] [1.78] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 18 katroka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 démonter un fusil. [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 21 katroka, kotraka |
Updated on 2023/10/27 |