Entry | 1 fihenjanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny |
Explanations in French |
4 [1.3] L'action de raidir, de tendre, l’instrument 5 [1.13] rigidité |
Examples |
6 [2.529] Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo. |
Root | 7 henjana |
Anagrams | 8 fañinjehana, fihenjanana, hifanenjana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |