|
|
|
|

Entry1  fihenjanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady
Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra
Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny
Explanations in French  4  [1.3] L'action de raidir, de tendre, l’instrument
5  [1.13] rigidité
Examples  6  [2.529] Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo.
Root  7  henjana

Anagrams  8  fañinjehana, fihenjanana, hifanenjana

Updated on 2025/01/21