|
|
|
|

Entry1  fiarahabana
Root  2  arahaba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-pomba
Explanations in English  5  [1.7] a greeting ; congratulations
Explanations in French  6  [1.8] salutation ; félicitation
Examples  7  [2.270#] hoy i Davida, tsy nisalasala fa, ho sitraky ny Governora ny fiarahabana.
8  [2.4#] Ny an' i Dada aloha, dia fiarahabana sy fanehoan-kafaliana no tena ventiny.
Article  9  Randzavola: fiarahabana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11