Entry | 1 arahaba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena 4 Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [1.1] |
Explanations in English |
5 salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] [1.2] 6 a greeting; congratulations [1.7] |
Explanations in French |
7 salut, félicitations [1.3, 1.8] 8 salutation [1.3] |
Vocabulary |
9 Forms of Address |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word arahaba |
Updated on 2023/05/21 |