Entry | 1 fetezana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha |
Explanations in English |
4 [1.7] willingness; suitability |
Explanations in French |
5 [1.5] convenance, assentiment 6 [1.8] consentement; qualité de ce qui convient |
Examples |
7 [2.285] Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha. |
Root | 8 mety |
Synonyms | 9 fety |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |