Entry | 1 fitiavana |
Root | 2 tia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [1.1] |
Explanations in English |
5 love, affection, liking [1.7] |
Explanations in French |
6 amour, affection [1.8] |
Vocabulary |
7 Emotions |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fitiavana |
Updated on 2023/01/20 |