|
|
|
|

Entry (1/3)1  fety
Root  2  ety
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  convenance, consentement, assentiment [1.3#441]
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Synonyms  7  fetezana
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word fety

Entry (2/3)10  fety
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
13  Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
Explanations in English  14  a festival, a holiday [1.7]
Explanations in French  15  fête, réjouissance publique [1.8]
Examples  16  andro zoma no fety tamin'izao [2.59#348]
17  Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka [2.606#198]
18  Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo [2.996#29.1.14]
19  fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato [2.470#79]
Morphology 
20  Simple :
21  Prefixed :

Entry (3/3)22  Fety
Part of speech  23  name (anthroponym)
Patronyms 
Tables and plates  25  Full list

Anagrams  26  Fety, fety, tefy, Fety, fety, tefy

Updated on 2023/09/08