Entry | 1 feno hipoka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana |
Explanations in English |
4 [1.7] jammed full |
Explanations in French |
5 [1.8] bondé |
Examples |
6 [2.470#51] Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. 7 [2.649] feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. |
Elementary words | 8 feno, hipoka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |