|
|
|
|

Entry1  feno hipoka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana
Explanations in English  4  [1.7] jammed full
Explanations in French  5  [1.8] bondé
Examples  6  [2.470#51] Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana.
7  [2.649] feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana.
Elementary words  8  feno, hipoka

Updated on 2024/12/07