|
|
|
|

Entry1  fasehina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina
Explanations in English  4  [1.2] sandy.
Explanations in French  5  [1.13] sablonneux
Vocabulary  6  Geology
Root  7  fasika
Other spellings  8  fasihina
Compound words 

Anagrams  11  fasehina, fisehana, hafesany, hasefany, isefahan, isehafan, nisefaha, nisehafa, sefahany

Updated on 2025/01/21