Entry | 1 fasehina |
Root | 2 fasika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany 5 Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1] |
Explanations in English |
6 sandy. [1.2] |
Explanations in French |
7 sablonneux [1.13] |
Vocabulary |
8 Geology |
Other spellings | 9 fasihina |
Compound words |
|
Anagrams | 11 fasehina, fisehana |
Updated on 2020/07/31 |