|
|
|
|

Entry1  fantarina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vinanina: Tsy hointsika fantarina ny ho avy
Tadiavina ho fantatra: Nofantariny ela tao aho
Explanations in English  4  [1.2] to be examined, to be proved, to be tried, to be understood
5  [1.7] to be known, to be tested
Explanations in French  6  [1.3] qu’on examine, qu'on cherche à comprendre, à connaître, à reconnaître, qu’on essaie
7  [1.8] qu'on connait, qu'on sait, qu'on essaie
Examples  8  [1.3#150] Tsy azoko fantarina izany (Je ne puis comprendre cela)
9  [1.3#150] hofantariko ny soavalinao rahampitso (J'essaierai demain votre cheval)
10  [2.5] Tsy azo fantarina tokoa izay havoaky ny ampitso, hoy izy lasalasam-borona, fa iza moa.
11  [1.3#150] Aoka hofantariko kely io olona io (Il faut que je cherche à reconnaître cette personne)
12  [2.508] Fa ny fotoana tany alohany no sarotra fantarina kanefa dia ho fintinina toy izao manaraka izao.
13  [1.3#150] Tsy nofantariko ny toetr' io lamba io ka voafitaka aho (Je n'ai pas examiné la qualité de cette étoffe et j'ai été trompé)
Root  14  fantatra
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Proverbs  19  Proverbs containing the word fantarina

Anagrams  20  fantarina, fatrañany, fiantrana, nafatrany, nanafitra, nanifatra, natrifana, nifanatra, nitarafan

Updated on 2025/01/21