|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra
Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao
Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika
Explanations in French  4  [1.13] conversion, commutation
Root  5  ova
Compound words 

Entry (2/2)13  fanovana
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana
Root  16  tovana

Anagrams  17  fanaovan, faƱavona, fanoavan, fanovana

Updated on 2025/01/21