|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanorana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy)
Root  4  orana

Entry (2/3)5  fanorana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko
Root  8  otra
Compound words 

Entry (3/3)10  fanorana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny
Root  13  torana

Anagrams  14  anaforan, fanarona, fanorana, nanafora, nofarana

Updated on 2025/01/21