Entry | 1 fanonena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo |
Root | 4 tony |
Anagrams | 5 fanenona, fanonena, fonenana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |