Entry (1/5) | 1 tony |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Maotona tsy misy rivotra: Andro tony 4 Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony 5 Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany [1.1] |
Explanations in English |
6 quiet, calm [1.7] |
Explanations in French |
7 tranquille, calme [1.8] |
Examples |
8 Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra. [2.324] 9 Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina. [2.471] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/5) | 16 toñy |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 fanononana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/5) | 19 toñy |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (4/5) | 22 tony |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 vidy, vidiny [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (5/5) | 25 tony |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture [1.414#224] |
Anagrams | 28 ntoy, tony, toñy, ntoy, tony, toñy |
Updated on 2021/01/14 |