|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanodinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay
4  [1.13] asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany
Explanations in French  5  [1.13] transformation, traitement
Examples  6  [2.503] Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena.
Root  7  hodina
Compound words 

Entry (2/3)11  fanodinana
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13  [1.13] manivelle
Vocabulary  14  Technology

Entry (3/3)15  fanodinana
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  [1.3#457] l'action de faire révolter
Vocabulary  18  Technology
Root  19  odina
Synonyms  20  fampiodinana

Anagrams  21  fanodinana, fiondanana

Updated on 2025/01/21