|
|
|
|

Entry1  fampiodinana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3#457] l'action de faire révolter
Examples  4  [2.996] Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao.
Root  5  odina
Synonyms  6  fanodinana

Updated on 2024/12/11