Entry (1/3) | 1 fanodinana |
Root | 2 hodina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io 5 Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1] 6 asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13] |
Explanations in French |
7 transformation, traitement [1.13] |
Examples |
8 Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [2.503] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 11 fanodinana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in French |
13 manivelle [1.13] |
Vocabulary |
14 Technology |
Entry (3/3) | 15 fanodinana |
Root | 16 odina |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 l'action de faire révolter [1.3#457] |
Vocabulary |
19 Technology |
Synonyms | 20 fampiodinana |
Anagrams | 21 fanodinana, fiondanana |
Updated on 2023/01/20 |