|
|
|
|

Entry1  fanjanahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fananganana ho zanaka
Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna.
Explanations in French  4  [1.3] l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause
Examples  5  [2.503#] Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy.
6  [2.606#] fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay.
Root  7  zanaka
Compound words 

Updated on 2024/12/11