|
|
|
|

Entry1  fanjanahana
Root  2  zanaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fananganana ho zanaka
5  Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. [1.1]
Explanations in French  6  l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause [1.3]
Examples  7  Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy. [2.503#]
8  fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay. [2.606#]
Compound words 

Updated on 2023/10/12