|
|
|
|

Entry1  fandevenana
Root  2  levina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana
Explanations in English  5  [1.7] the act of burial, a funeral
Explanations in French  6  [1.3#404] l'action d'enterrer, les funérailles
7  [1.8] action d'enterrer, funérailles
Examples  8  [2.472] Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana.
9  [2.508] Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana.
10  [2.471] Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy!
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Titles  13  Kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice)
Proverbs  14  Proverbs containing the word fandevenana
Article  15  Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11