|
|
|
|

Entry (1/3)1  levina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :

Entry (2/3)9  levina
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1]

Entry (3/3)12  levina
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1]
15  fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
Explanations in French  16  niveau, niveau d'eau [1.3]
17  niveau [1.13]
Vocabulary  18  Tools
Synonyms  19  lenta

Updated on 2022/05/14