|
|
|
|

Entry1  fandana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] fisaonana
4  [1.1] Ny fotoana isaonana ny vady maty
Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy
Examples  5  [4.27#] Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena.
6  [2.606#] Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana".
Root  7  lala
Synonyms  8  fandalaha

Updated on 2024/12/11