|
|
|
|

Entry1  fanatanterahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famitàna tsara hatrany amin' ny farany
Explanations in French  4  [1.13] réalisation
Examples  5  [2.356#] Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa.
6  [2.508#] Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao.
7  [2.114#] Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana.
Root  8  tanteraka
Compound words 

Updated on 2024/12/11