|
|
|
|

Entry1  fanatanjahantena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1][fanatanjahan-tena] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena
Explanations in French  4  [1.13] éducation physique
Examples  5  [2.356#] Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa.
Vocabulary  6  Sports
Elementary words  7  fanatanjahana, tena

Updated on 2024/12/07