Entry | 1 fananimpitoloha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fananina izay voalaza fa fito ny lohany |
Explanations in French |
4 [1.54] serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre |
Examples |
5 [2.69] ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. 6 [2.508] Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Root | 8 fanany, fito, loha |
Other spellings | 9 fananompitoloha |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |