|
|
|
|

Entry1  fananimpitoloha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fananina izay voalaza fa fito ny lohany
Explanations in French  4  [1.54] serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre
Examples  5  [2.69] ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha.
6  [2.508] Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny.
Vocabulary  7  Religions, Beliefs
Root  8  fanany, fito, loha
Other spellings  9  fananompitoloha

Updated on 2024/12/12