|
|
|
|

Entry1  fanakobanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana
Explanations in French  4  [1.3#344] L’action d’agiter, de remuer, de faire gonfler, l’instrument, le récipient
5  [1.13] rinçage
Examples  6  [2.424#] Na dia tsy mampidi-doza aza io zavatra manarona io dia hanampy amin'ny fanesorana izany ny fanakobanana ny vava amin'ny rano matimaty misy sira sy karibaonetra imbetsaka ao anatin'ny iray andro.
Root  7  kobana

Updated on 2024/12/11