Entry (1/2) | 1 koba |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin' ny fanadinana ka nampalahelo. [1.1] |
Entry (2/2) | 4 koba |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin' io marary io 7 Mofo vita amin' izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy voanjo 8 Dity atao amin' ny totombary [1.1] |
Explanations in English |
9 flour; dough [1.7] |
Explanations in French |
10 Farine ou bouillie faite avec du riz ou d'autres grains; fig. marmelade, colle, pâte et tout ce qui y ressemble [1.3#343] 11 farine; pâte [1.8] 12 (vient du souahéli kuba). Colles, empois d'origine végétale. Le plus souvent préparé avec de la farine de riz délayée dans l'eau puis cuite doucement. Par extension, tous les produits collants, gommes, etc. [1.196] |
Examples |
13 koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470] 14 Nampombaina azy koa ny koba tsara toto voaharo diloilo ary ny divay. [1.38] |
Vocabulary |
15 Economy: food |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 23 bako, boka, kabo-, koba |
Updated on 2023/07/10 |