Entry | 1 fampinomana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka |
Explanations in French |
4 [1.196] (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves :fampinomambe et fampinomanaandavanandro. [Merina]
|
Examples |
5 [2.508] Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. 6 [2.649] Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. |
Vocabulary |
7 Botany |
Root | 8 inona |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fampinomana |
Anagrams | 12 fampinomana, nampanofaim |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |