Entry |
minona
(inona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala]
Misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [1.78]
|
| Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
|
Explanations in French | Boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3]
|
Examples | Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba
[2.857]
|
Morphology |
Present : |
minona |
Past : |
ninona |
Future : |
hinona |
Imperative : |
minòna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
minòna
(inona)
|
Part of speech | imperative of active verb minona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|