|
|
|
|

Entry1  fampinomana
Root  2  inona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka
Explanations in French  5  [1.196] (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves :fampinomambe et fampinomanaandavanandro. [Merina]
Examples  6  [2.508] Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja.
7  [2.649] Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy.
Vocabulary  8  Botany
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fampinomana

Anagrams  12  fampinomana, nampanofaim

Updated on 2025/02/02