|
|
|
|

Entry1  faminaniana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny
Explanations in English  4  [1.7] a prophecy
Explanations in French  5  [1.3#834] l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu
6  [1.8] prophétie
Examples  7  [1.369#] Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany.
8  [2.508#] momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana.
Vocabulary  9  Religions, Beliefs
Root  10  vinany
Article  11  Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany)

Anagrams  12  faminaniana, nanamafiany

Updated on 2025/01/21