|
|
|
|

Entry1  fametavetana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka
Examples  4  [2.508#] Nahatonga an' i Gosse nirehareha fatratra izany ka nanjary sahisahy foana izy ka nahavita hatramin' ny fandrobana sy fametavetana ny fasan-dRamaromanompo.
5  [2.445#] Ny olona iasako kosa dia ireo olona voatondro ho nanao hadalana sy hadisoana teo amin' ny fiainana toy ny fisolokiana, fametavetana, halatra, vonoan' olona.
Root  6  vetaveta

Updated on 2024/12/11