|
|
|
|

Entry1  vetaveta
Root  2  veta
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity
5  Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy
6  Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany [1.1]
Explanations in English  7  indecent, loathsome [1.7]
Explanations in French  8  indécent, abominable [1.8]
Examples  9  Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly. [2.472]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :

Anagrams  13  tevateva, vetaveta

Updated on 2023/01/20