Entry | 1 famaly |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mamaly Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny |
Explanations in French |
4 [1.3] ce qu'on peut répondre manière de répondre |
Examples |
5 [2.324] Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando |
Root | 6 valy |
Morphology |
|
Anagrams | 9 afalim, alafim, famaly, filama, mafy la |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |