Entry (1/2) | 1 falim-po |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra |
Explanations in English |
4 [1.2] [fo, the heart.] A present for some favour, a gift. |
Root | 5 faly, fo |
Synonyms | 6 faly raviny, faly volony |
Entry (2/2) | 7 falimpo |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be |
Explanations in French |
10 [1.3][falim-po] cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu |
Elementary words | 11 faly, fo |
Anagrams | 12 falimpo, falim-po |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |