|
|
|
|

Entry (1/2)1  falim-po
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra
Explanations in English  4  [1.2] [fo, the heart.] A present for some favour, a gift.
Root  5  faly, fo
Synonyms  6  faly raviny, faly volony

Entry (2/2)7  falimpo
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be
Explanations in French  10  [1.3][falim-po] cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu
Elementary words  11  faly, fo

Anagrams  12  falimpo, falim-po

Updated on 2025/04/14