|
|
|
|

Entry1  fahazazana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3] l'enfance
4  [1.5] enfance
Examples  5  [2.5] Ny fitiavana dia ny eritreritra ihany no mahamasina sy mampatsatso azy, koa raha hatramin' ny fahazazana no efa nilalaovan' ise an' i.
6  [2.470] miova ho fanafenan-kilema ny tsy fananan-tsinin' ny fahazazany.
7  [2.471] Niverina tampoka tao an-dohako ny fahazazako, ka nanjary nihomehy aho.
Root  8  zaza
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Synonyms  11  hazazana

Updated on 2024/12/11