Entry | 1 fahasahiranana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.7] a state of embarrassment, lack or perplexity |
Explanations in French |
4 [1.3, 1.8] l'embarras 5 [1.3] le tracas |
Examples |
6 [2.324] Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny fahasahiranany eto an-toerana aza ity fatratra. 7 [2.470] Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka. |
Vocabulary |
8 Emotions |
Root | 9 sahirana |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |