|
|
|
|

Entry (1/2)1  faharomotana
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7] the rabies
Explanations in French  4  [1.8] la rage des chiens
Vocabulary  5  Zoology: (in general)
6  Health
Root  7  romotra

Entry (2/2)8  faharomotana
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy
Fisafoahana, fisamontitra
Explanations in English  11  [1.7] uncontrolled anger
Explanations in French  12  [1.8] fureur
Examples  13  [2.285#] ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana;
Vocabulary  14  Emotions
Root  15  romotra

Updated on 2024/12/11