|
|
|
|

Entry1  romotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra
4  Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [1.1]
Explanations in English  5  mad as from rabbies; furious [1.7]
Explanations in French  6  atteint par la rage des chiens; furieux [1.8]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Compound words 

Updated on 2020/07/31