Entry | 1 fahanginana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) |
Explanations in English |
4 [1.7] silence; quiet; loneliness |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.5] silence 6 [1.8] action de se taire; solitude |
Examples |
7 [2.270] Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany. 8 [1.221] Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana! |
Root | 9 gina |
Morphology |
|
Synonyms | 12 fanginana, hanginana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |