|
|
|
|

Entry1  mahafadiranovana
Root  2  fadiranovana
Part of speech  3  adjective
Examples  4  [2.4] Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina.
5  [2.499] Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2024/12/11